|
|
|
|

Entrée1  miaro
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  aro
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.78] [Taisaka] mialona, miady noho ny fialonana
10  [1.1] Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto
Explications en anglais  11  [1.2] to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously.
12  [1.7] to protect, to defend
Explications en français  13  [1.8] protéger, défendre
14  [1.13] protéger
Exemples  15  [2.470] Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot miaro

Anagrammes  17  amiro, amori, amory, aorim, ioram, maroi, maroy, miaro, miora, miroa

Mis à jour le 2025/08/10