|
|
|
|

Entrée1  miantsoro-mianotra
Mots élémentaires  2 miantsorona, 3 mianotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa. [1.1]
Tous les mots composés  6 miantsoro-mianotra ny resaka
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09