Entrée miantsampy (antsampy (sampy))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitsambikina amin' ny...: Niantsampy teny amin' ny tompony ilay alika
¶ Mianika, mananika: Niantsampy teny amin' ny lamosin-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to spring upon, to leap upon. [Richardson 1885]
Morphologie 
miantsampy
niantsampy
hiantsampy
miantsampaza, miantsampia
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31