Entrée miantafika (tafika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to go to war [Hallanger 1973]
Explications en français aller en guerre [Hallanger 1974]
Morphologie 
miantafika
niantafika
hiantafika
miantafiha
Exemples Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [Andraina: Mitaraina, page 172]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31