Entrée miankany (ankany)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara, Sihanaka] mifanditra [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mifanditra, mitohika: Olo miankany tao ka sahiraña fahatane (olona mitohika foana ka sahiram-potsiny) [Rakotosaona 1975]
Définition anglaise to dispute; to seek a quarrel. [Richardson 1885]
Morphologie 
miankany
niankany
hiankany
Synonymes miankane

Mis à jour le 2020/07/31