Entrée | 1 mianjaika |
Radical | 2 anjaika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao fivoriam-be 5 Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika [1.1] |
Explications en anglais |
6 imp and rel not used. To assemble in grand apparel. [1.2] |
Exemples |
7 Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#] 8 Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mianjaika |
Anagrammes | 14 ianjaikam, mianjaika |
Mis à jour le 2023/08/11 |