Entrée mianjady (anjady)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
¶ Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to befall, to happen to someone [Hallanger 1973]
Définition française tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [Hallanger 1974]
Morphologie 
mianjady
nianjady
hianjady
mianjadia
Exemples Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]

2013/04/12