Entrée miangeso (angeso)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miangeso
niangeso
hiangeso
miangesea

2013/04/12