|
|
|
|

Entrée1  miandalandalana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  andalandalana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy
Exemples  9  [1.3#38] miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit)
10  [2.499] Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany!
11  [2.296] Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra.

Mis à jour le 2025/07/29