Entrée miandalandalana (andalandalana (andalana))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
Exemples 
1Miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3]
2Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499]
3Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296]
Morphologie 
Présent : miandalandalana
Passé : niandalandalana
Futur : hiandalandalana
Impératif : miandalandena

Mis à jour le 2023/01/20