|
|
|
|

Entrée 1  mialoha
Radical  2 loha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
5 Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
Explications en anglais  6 to precede, to go before. [1.2]
7 to go before, to precede; beforehand [1.7]
Explications en français  8 précéder; avant, à l'avance [1.8]
Exemples  9  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
10  Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470#121]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Combinaisons  15  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mialoha
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 alamohy, 18 amolahy, 19 ilamaho, 20 mahailo, 21 mahaoly, 22 mailaho, mialoha, 23 miloaha, 24 miolaha

Mis à jour le 2026/03/07