|
|
|
|

Entrée1  miaka-drova
Mots élémentaires  2 miakatra, 3 rova
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12