| Entrée | 1 miafitra |
| Radical | 2 afitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko.
5 Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana. 6 Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to stay, to halt, to be arrested in one's progress..
[1.2] |
| Explications en français |
8 S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois).
[1.3] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 13 farimaty, 14 miafitra, 15 mirifata |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|