Entrée miafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [Rajemisa 1985]
Explications en anglais  [Provincial] to vociferate, to utter piercing cries [Richardson 1885]
Explications en français vociférer, se démener [Abinal 1888]
Morphologie 
miafatrafatra
niafatrafatra
hiafatrafatra
miafatrafara
Exemples Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31