Entrée miafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] to vociferate, to utter piercing cries [Richardson 1885]
Définition française vociférer, se démener [Abinal 1888]
Morphologie 
miafatrafatra
niafatrafatra
hiafatrafatra
miafatrafara
Exemples Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [Rajemisa 1985]

2015/10/26