|
|
|
|

Entrée1  metroka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao.
4 Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny.
5 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12