|
|
|
|

Entrée (1/2)1  melohina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  meloka
Explications en malgache  4  [1.1] Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko
Explications en français  5  [1.3#233, 1.8] qu'on courbe

Entrée (2/2)6  melohina
Partie du discours  7  verbe passif
Radical  8  meloka
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Explications en malgache  13  [1.1] Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy
Exemples  14  [4.27#] Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina.

Anagrammes  15  holemany, melohina, nioleham, nolemahi

Mis à jour le 2025/07/29