Entrée (1/2) | 1 mazana |
Radical | 2 hazana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [mazaña] mafy [Tambahoaka]
[1.78] 5 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana 6 Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý 7 Tsy azo ifanarahana [1.1] |
Explications en français |
8 dur, très sec 9 intraitable, incorrigible [1.3#439] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 mazàna |
Partie du discours | 12 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [mazaña] matetika [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 14 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [1.1] |
Explications en anglais |
15 frequently, usually [1.7] |
Explications en français |
16 qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [1.3#439] 17 souvent, d'habitude [1.8] |
Anagrammes | 18 mazana, mazàna, zamana |
Mis à jour le 2023/01/20 |