Entrée (1/3) | 1 mavesatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 vesatra |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany manelonelo: Mavesatra ny andohako Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona |
Explications en anglais |
10 [1.7] heavy |
Explications en français |
11 [1.3, 1.8] lourd, pesant 12 [1.3] lourdement chargé |
Exemples |
13 [2.470] Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny: 14 [2.298] Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. 15 [2.472] Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. 16 [2.576] Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. |
Analogues | 17 mitondra rano, mazefatra, mitsinaka, mazefatra, mafonja, madonda, manònja, maonjana, tsy zakan' olo-mahia, mitambesatra, mitambaby |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mavesatra |
Entrée (2/3) | 19 mavesatra |
Partie du discours | 20 adjectif |
Radical | 21 vesatra |
Explications en malgache |
22 [1.1] Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana |
Explications en français |
23 [1.3] enceinte |
Entrée (3/3) | 24 mavesatra |
Partie du discours | 25 adjectif |
Radical | 26 vesatra |
Explications en malgache |
27 [1.1] sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana |
Explications en français |
28 [1.3] pénible, intolérable, cuisant de grand prix, de grande valeur |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |