Entrée maty amboa
Mots élémentaires maty ; amboa
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1]
Synonymes resy amboa ~ velona amboa

Mis à jour le 2023/06/20