Entrée | 1 maty amboa |
Mots élémentaires | 2 maty, amboa |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1] |
Synonymes | 5 resy amboa, velona amboa |
Mis à jour le 2023/06/20 |