|
|
|
|

Entrée1  matsaotsao
Radical  2  tsaotsao
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany
Explications en français  5  [1.196] En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides
Synonymes  6  mitsaotsao
Analogues  7  maranorano, be rano

Mis à jour le 2023/01/20