Entrée matoatoa
Partie du discours nom
Définition malgache Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a ghost [Hallanger 1973]
Définition française fantôme, revenant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 spectre [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Citations 
Articles 

2017/06/29