Entrée mateza (teza)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [Rajemisa 1985]
Définition anglaise durable [Hallanger 1973]
Définition française qui dure [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 34]
Citations 

2012/07/24