Entrée matevina (tevina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
¶ Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
¶ Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
¶ Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [Rajemisa 1985]
 tsipika na soratra matavitavy [SLP 1986]
Définition française épais; gras [SLP 1986]
Morphologie 
matevina
natevina
hatevina
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 97]
2zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [Andraina: Mitaraina, page 173]
Citations 

2012/07/24