Entrée matetitetika (tetitetika (tetika))
Partie du discours adverbe [liste complète]
Exemples 
1Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. [Andraina: I Vola, page 21]
2Hita matetitetika koa io isa io. [Randzavola: Baiboly, page 405]
3matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. [SeFaFi ]

Mis à jour le 2020/07/31