|
|
|
|

Entrée1  matetika
Radical  2 tetika
Partie du discours  3  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4 Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy. [1.1]
5 Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1]
Explications en anglais  6 often [1.7]
7 frequent [1.2, 1.7]
8 Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. [1.2]
Explications en français  9 souvent [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
10 fréquent [1.3, 1.8]
11 Serré, pas assez espacé. [1.5]
Exemples  12  Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo [2.324]
Morphologie 
13  Simple :
14  Impératif :
Antonymes  15 mahalana
Tous les mots composés  16  4 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/12/08