|
|
|
|

Entrée1 matematika
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1]
Vocabulaire  4 Mathématiques: (en général)

Mis à jour le 2025/09/12