|
|
|
|

Entrée1  Masombika
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  [1.1] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa
Exemples  4  Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#]
5  Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#]
Vocabulaire  6  Histoire: clans, tribus
Zoonymes 
Phytonymes 
Citations  12  Textes citant Masombika

Anagrammes  13  mambosika, Masombika

Mis à jour le 2023/02/21