Entrée masinina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso)
Milina fanjairana na fanoratana
Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina [1.1]
Exemples ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara! [2.472]
Origine Français: machine.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31