Entrée masila
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsileo] Mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay) [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31