Entrée masaisay (saisay)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
Maraorao, masaosao
Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta
Mitovy hevitra: malailay ~ maraorao ~ marokoroko ~ masaosao ~ mivoho-mamba [1.1]
 Tsy malama [1.13]
Explications en français Rêche [1.13]
Exemples Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]

Mis à jour le 2023/01/05