Entrée martiry
Partie du discours nom
Explications en malgache [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Synonymes maritiora ~ martiora
Origine Français: martyr.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31