|
|
|
|

Entrée1  marolongo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka). [1.1]
Explications en français  4 nom d'une espèce de serpent.. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  5  Zoologie: reptiles, amphibiens
Synonymes  6 maroandavaka, marorazana

Mis à jour le 2025/10/31