Entrée | 1 maro foana toa tanam-poza |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 maro, foana, toa, tanana, foza |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |