|
|
|
|

Entrée1  maro foana toa tanam-poza
Mots élémentaires  2 maro, 3 foana, 4 toa, 5 tanana, 6 foza
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12