|
|
|
|

Entrée1 marivo
Radical  2rivo
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4akaiky, tsy lavitra. [Tambahoaka] [1.78]
5akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay). [Tanala] [1.78]
6Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny.
7Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo. [1.1]
Explications en anglais  8shallow. [1.7]
Explications en français  9peu profond. [1.8]
Synonymes  10marivo salosana
Antonymes  11lalina
Tous les mots composés  125 combinaisons de ce mot
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 marivo, 15 mirova, 16 mivaro

Mis à jour le 2025/11/02