Entrée (1/2) | 1 marirana |
Radical | 2 rirana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka |
Exemples |
5 Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346#12] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 7 marirana |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en français |
9 [1.196] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [Sakalava]
|
Vocabulaire |
10 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 12 anariram, mañarary, manarira, manarirà, marirana, mirarana |
Mis à jour le 2023/01/20 |