| Entrée (1/4) | 1 marine |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 akaiky.
[Mahafaly]
[1.78] |
| Entrée (2/4) | 4 marine
![]() |
| Partie du discours | 5 adjectif |
| Explications en anglais |
6 momba ny sambo na ny ranomasina.
[1.17] |
| Entrée (3/4) | 7 marine
![]() |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en anglais |
9 miaramila naman'ny tafika an-dranomasina.
[1.17] |
| Entrée (4/4) | 10 marine
![]() |
| Partie du discours | 11 nom féminin |
| Explications en français |
12 fifamoivoizana an-dranomasina: Travailler dans la marine (miasa amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina).
13 Tantsambo sy ny sambo: Corps de la marine (vondron'ny tantsambo). 14 Fitantanan-draharaha momba ny sambo sy ny tantsambo: Siege de la Marine Nationale (foiben'ny Fitantanana sy ny Fiandaiketan-draharahan'ny sambo sy ny tantsambon'ny firenena). [1.66] |
| Anagrammes | 15 manery, Manery, 16 mareñy, 17 marine, 18 Merina, 19 mirena |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|