Entrée marin-drano
Mots élémentaires marin- (marina) ; rano
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
Anambarana fa tena marina [1.1]
Explications en anglais Level like water [1.7]
Explications en français De niveau comme l'eau [1.8]
Exemples 
1Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424]
2Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/20