|
|
|
|

Entrée1  marin-drano
Mots élémentaires  2 marina, 3 rano
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina.
6 anambarana fa tena marina. [1.1]
Explications en anglais  7 level like water. [1.7]
Explications en français  8 de niveau comme l'eau. [1.8]
Exemples  9  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
10  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 marin-drano, 13 ranomandry, Ranomandry

Mis à jour le 2025/11/10