|
|
|
|

Entrée1  marin-drano
Mots élémentaires  2  marina, rano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
anambarana fa tena marina
Explications en anglais  5  [1.7] level like water
Explications en français  6  [1.8] de niveau comme l'eau
Exemples  7  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
8  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot marin-drano

Anagrammes  17  marin-drano, Ranomandry, ranomandry

Mis à jour le 2024/08/13