|
|
|
|

Entrée (1/2)1  marèna
Radical  2  marina
Partie du discours  3  impératif de l'adjectif marina [Liste complète]
Explications en malgache  4  mipetraha tsara [Tanala] [1.78]
Explications en français  5  sois juste [1.20]
Exemples  6  Dia marena tokantrano, anaka. [2.346#49]
7  Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#]
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)9  mareña
Partie du discours  10  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  11  ampitso [Tambahoaka] [1.78]

Anagrammes  12 manare, 13 manerà, manera, 14 mareña, marèna, 15 menara, 16 merana, 17 ramena

Mis à jour le 2025/09/20