Entrée mareforefo (reforefo (refo))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache mora vaky izaitsizy [Rajemisa 1985]
Exemples Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Entrée mareforefo
Partie du discours nom
Explications en malgache karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31