|
|
|
|

Entrée1 maredona
Radical  2redona
Partie du discours  3 adjectif
Explications en français  4qui retentit bien, sonore, chantant. [1.3]
Exemples  5 Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona. [2.470]
6 Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895]
Vocabulaire  7 Son

Mis à jour le 2025/09/12