| Entrée | 1 maraokanina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana).
4 Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 Moroccan.
[3.1] |
| Explications en français |
6 marocain, marocaine.
[3.1] |
| Vocabulaire | 7 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 8 maraoka, 9 maraoka |
| Anagrammes | 10 ankamaroany, 11 manakoriàna, manakoriana, 12 maraokanina |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|