Entrée | 1 marani-tsaina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1] |
Exemples |
4 nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332#] |
Mots élémentaires | 5 maranitra, saina |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot marani-tsaina |
Mis à jour le 2023/05/25 |