Entrée | 1 maola |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 ola |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.78] [Tanala]
adaladala, tsy hendry, maditra 10 [1.1] Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo |
Explications en anglais |
11 [1.2] frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic in the provinces, it means mad |
Synonymes | 12 maolamaola |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot maola |
Anagrammes | 14 alamo, aloam, amalo, aolam, lamao, malao, maola |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |