|
|
|
|

Entrée1  maodimaody
Radical  2  maody
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
5  Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1]
Explications en anglais  6  suspicious, apprehensive [1.7]
Explications en français  7  soupçonneux, méfiant [1.8]
Dérivés 
8  Adjectifs :
Synonymes  9  maody

Mis à jour le 2023/01/05