Entrée maoderina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy ankehitriny: Ny sambondanitra dia azo lazaina ho vokatry ny fikarohan' ny siansy maoderina
¶ Manaraka ny toetr' andro: Tovovavy maoderina [Rajemisa 1985]
Origine Français: moderne.

Mis à jour le 2020/07/31